txy_pro_text_reg/14/26.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 26Gny fa matahosy an'i Yaveh gny olo raiky, dra mana fahatokisa maro aminazy avo koa izy; reo raha reo dra hanahaky gny toera ferova hoa nize zanak'izay lelahy zay. \v 27Gny fahatahora an'i Yaveh dra loharano ay, ba hahafahanigny olo miala amireo fandriky gny fahafatesa.