txy_pro_text_reg/08/19.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 19Gny vokaso dra soa noho gny volamena, eny na gny volamena soa aza; soa noho gny volafosy malio gny vokaso. \v 20Mandeha aminigny lalanigny fahamarigna, agnevonireo lalanigny marina zaho. \v 21Vokas'izay, dra ataoko mandova harena reo ze tian'anahy; fenoko gny fitehiriza-drakis'ereo.