txy_pro_text_reg/31/13.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 13Misafidy volon'agnondry vo rongony izy, dra miasa an-kafaliana amigny tagnany. \v 14Manahaky ireo sambon'ny panao raharaham-barosy izy; avy lavisy gny andesany gny sakafony. \v 15Mifoha izy gny bo hariva dra magnome hany ho an'ny ankohonany, dra mizara gny asa ho an'ireo panopo vaviny.