\v 21Gny fahafatesa vo gny ay dra fehezinigny lela, dra reo ze tia gny lela dra hihina gny vokany. \v 22Ze lelahy mahita valy dra mahita raha soa dra mahazo sitraky amin'i Yaveh.