\v 13Gny zanaky mola dra faharana ho anigny rany dra gny valy pifandrisy dra manahaky gny rano mitete sy tapaky. \v 14Gny tragno vo harena gny lova boak'aminigny ray aman-dreny, fa valy hendry koa gny boak'amin'i Yaveh.