\v 21Raha resy gny fahavalonao, dra omeo sakafo hohany izy, dra raha mangetaheta izy dra omeo rano ho nomy, \v 22fa hanambasy vain'afo eo aminigny lohany hanao dra hamaly soa anao i Yaveh.