\v 17Lalanigny fahalemem-pagnahy gny lalany dra fedagnan'avokoa gny lalany aby. \v 18Izy gny hazon'ay ho an'ireo ze mihazon'anizay, sambasy reo ze mifikisy amizay.