\v 15Sarobily noho gny firavaky gny fahedre dra sy misy azonao apitahia aminazy ze mety misy hirinao. \v 16Andro lava gny eo atagnany akavana; dra harena vo voninahisy gny eo atagnany akavia.