\v 26Manokaky gny vavany amigny fahedrena izy dra eo amigny lelany gny lalan'ny hasara-pagnahy. \v 27Mihobia gny lalan'ny ankohonany izy dra sy mihinana gny mofon'ny fahalainana.