\v 17Izay malaky Ory dra manao raha molamola, dra gny olo izay manao teti-drasy dra akahalaina. \v 18Gny bado dra mandova fahadalana, fa gny olo-hedry koa ho satrohi-boninahisy amigny fahalalana.