\v 3Taminigny bo naha-zanaky gny rako anahy, gny mora fagnahy dra zanaky tokonigny reniko, \v 4dra napianasy anahy ereo nizaka taminahy ho: "Aoky gny fonao hihazo fatrasy reo zakako; tandrovy reo didiko dra ho velo handrareo.