\v 1Mitenoa, gny fapenaranigny ra, ry zanako, dra mitandrema ba hahafatarandrareo gny atao ho fahazava-say. \v 2Magnome fapenara soa anao zaho; ka mahafo gny fapenarako.