\v 22Tenoy gny ranao niteraky anao vo dra ka manao sinosino gny reninao gny fa atisy izy. \v 23Vilio gny marina, fa ka mamarosy anizay; mivilia fahendrena, fapenara, dra fahazava-say.