\v 5Voazaha toetra avokoa gny zakan'Agnahary; apinga ho an'ireo ze mialoky aminazy Izy. \v 6Ka magnapy aminigny zakany, soa ho faizy hanao, dra ho voaporofo fa pavandy.