txy_pro_text_reg/09/10.txt

1 line
314 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-23 16:25:01 +00:00
\v 10Gny fahatahora an'i Yaveh gny fiandoham-pahendre, dra gny fahalala gny Masy gny fahazava-say. \v 11Fa aminigny alalako gny hihamaroanigny andronao; dra hapiako tao maro gny fiegnanao. \v 12Raha hendry hanao, dra hendry ho anigny vatanao avo, dra raha manirasira hanao, dra hinday anizay aminigny vatanao avo."