auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-04-29 17:43:51 +02:00 committed by root
parent 9c4e82c3c9
commit e0941cc9de
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 Nana filoka ho an'gny fagnatisy hita reo pisoro, reo Levita, vo gny vahoaky. Reo filoka gny hifily gny amin'ze fianakavianay hinday gny hitay ho ao atragnon'Agnaharinay amin'gny fotoa voatondro isatao, ba horoa eo amin'gny alitaran'i Yaveh Zagnaharinay, araky ze voasorasy ao amin'gny lalana.\v 35 Nifata gny hinday reo voloha-bokasy ze magniry boak'amin'gny taninay, vo reo voloham-bokasy gny hazo aby isa-tao ao atragnon'i Yaveh zahay.\v 36 Araky ze voasorasy ao amin'gny lalana, nifata gny hinday gny volohan-terak'ereo za
\v 34 Nana filoka ho an'gny fagnatisy hita reo pisoro, reo Levita, vo gny vahoaky. Reo filoka gny hifily gny amin'ze fianakavianay hinday gny hitay ho ao atragnon'Agnaharinay amin'gny fotoa voatondro isatao, ba horoa eo amin'gny alitaran'i Yaveh Zagnaharinay, araky ze voasorasy ao amin'gny lalana.\v 35 Nifata gny hinday reo voloha-bokasy ze magniry boak'amin'gny taninay, vo reo voloham-bokasy gny hazo aby isa-tao ao atragnon'i Yaveh zahay.\v 36 Araky ze voasorasy ao amin'gny lalana, nifata gny hinday gny volohan-terak'ereo zanadahinay vo reo agnomby vo gny agnondry aman'osinay ao atragnon'Agnaharary vo ho eo amin'ereo pisoro ze manopo ao zahay.