auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-08-01 20:21:39 +02:00 committed by root
parent a0b23c85c6
commit 4e2c66c1b0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Dra ho gny pazaka taminahy ho: "Ino gny tianiha hahiko?" Dra nivavaky tamin'gny Zagnahary gny lagnisy zaho. Namaly gny pazaka zaho ho: "No soa amin'gny pazaka zeho, vo no nanao gny soa teo amasoniha gny panoponiha, dra afaky hirahiniha ho agny Joda zaho, agny amin'gny tanan'ireo fasan-drazako, so hahafahako mapihery mananga aniz
\v 4 Dra ho gny pazaka taminahy ho: "Ino gny tianiha hahiko?" Dra nivavaky tamin'gny Zagnahary gny lagnisy zaho. \v 5 Namaly gny pazaka zaho ho: "No soa amin'gny pazaka zeho, vo no nanao gny soa teo amasoniha gny panoponiha, dra afaky hirahiniha ho agny Joda zaho, agny amin'gny tanan'ireo fasan-drazako, so hahafahako mapihery mananga anizeho." \v 6 Dra namaly anahy gny pazaka (dra nitoboky teo agnilany koa gny pazaka vavy) ho: "Hafiria gny andehananiha dra ombia hanao gny hihery?" Sitraky gny pazaka gny nandefa anahy nofa nagnome reo datin'andro taminazy zaho.