txy_nam_text_reg/01/14.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 14 Fa nagnome beko mahakasiky aniha Yaveh, ry Ninive: " Sy hisy sasy gny taranaky handay gny agnaraniha. Hagnombosy reo sari-draha voasokisy vo reo sarin-draha an-idina amin'ireo fasangen'ireo zagnahariniha Zaho. Hialy reo fanasaniha Zaho, akory sinosino hanao."