txy_nam_text_reg/01/02.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 2 Zagnahary saro-piaro sady mamaly faty YAveh. Mamaly faty sady feno hahoria Yaveh. Mamaly rasy amin'ireo pifagnandry aminazy Yaveh, sady manohy gny hahoriany ho an'gny fahavalony Izy.\v 3 MAhari-po sady lahibe amin'gny heriny Yaveh; sy hagnambara reo fahavalony ho sy manan-signy velively Izy. Hanao gny lalany amin'gny tafio-drifosy Yaveh, vo gny raho gny botany gny tombony.