txy_mal_text_reg/03/17.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 17Hon'Ahy izy ireo'' hoy Yaveh tompon'ny naro, ''Fanagnako sarobidy, amigny andro izay hiasako. Hiatra anazy zaho, manahaky gny olo raiky miatra gny zanany lahy izay manopo anazy. \v 18Dra hagnavaky gny olomarina vo gny rasy fagnahy draiky hadrareo, eo amin'izay manompo an'i Zagnahary vo izay manompo anazy.