txy_mal_text_reg/04/04.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 4Tadidio gny fapianaran'i Mosesy panopoko izay nameko anazy tagny Horeba ho an'Israely aby, ireo didy vo fisipiky. \v 5Ingo, hagniraky an'i Elia paminany zaho mialohan'ny fiavian'ilay andro lahibe vo mapatahos'i Yaveh. \v 6Hagnery gny fan'ny ray ho amigny zanaky izy, dra gny fon'ny zanaky ho amin'ireo babany, ba sy hiaviko dra hamelezako gny tany amigny faharavana tanteraky.''