txy_mal_text_reg/01/04.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 4Gny mizaka i Edoma ho: ''Nolavoina izahay, kanefa hagnery hananga gny rava izahay,'' dra hizaka i Yaveh tomopon'ny maro ho: ''Mety hananga izy ireo,sangy ho ravako draiky. Ireo raha dra hitoka anazy ireo ho: ''Tananan'ny faharasiana'' vo ho: 'Ireo vahoaky izay nihozognon'i Yaveh mandrakizay.'' \v 5Hahita izay gny masodrareo, dra hizaka hadrareo ho: ''Yaveh dra lahibe mihoasy ireo faritaninIsraely.'''