txy_mal_text_reg/03/10.txt

1 line
619 B
Plaintext

\v 10Andeso ao amigny tragno fitehirizana gny ampahafolon-karena feno, ba hisy sakafo ao amigny tragnoko, dra sapao amin'izao zaho, ''hoy Yaveh tampon'ny maro, '''Raha sy manokaky gny vatrangaran'ny lagnisy amidrareo zaho dra madraraky fahasoavana eo amidrareo, madram-paha sy misy afisy ho amin'izay rehetra izay sasy. \v 11Hizaka manohisy izay manola gny masom-bilodrareo zaho, ba sy hanolan'izay ireo gny vakasy gny zakadrareo. Ireo volobokidrareo egny asaha dra ho vagno,''hiy Yaveh tompon'ny maro. \v 12Gny firenena aby dra hitoka adrareo ho sambasy satria ho tany mahafinarisy hadrareo,'' hoy Yaveh tompon'y maro.