txy_mal_text_reg/03/06.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 6"Fa Zaho, Yaveh, dra bo sy niova; noho zay handrareo, ry zanadahin'i jakoba, dra sy ho trasy farany. \v 7Hatraminigny andron'ireo razambenao dra nanda gny didiko handrareo dra sy nitnandrin'anizay. Miheregna aminahy, dra hiherin'amindrareo zaho," hoy Yaveh taponigny maro. "Fa hoy koa handrareo ho: 'Aminigny fomba akory gny hiheregnako?'