txy_mal_text_reg/01/13.txt

1 line
528 B
Plaintext

\v 13Hoy koa handrareo ho: 'Mandreraky koa izy zay,' dra nihero tamizay handrareo," hoy i Yaveh toponigny maro. "Ninday ze nala taminigny bibi-mola handrareo na kilemaina na mararay; dra nandesindrareo ho fagnatindrareo zay. Tokony hitakasy anizay boak'egny atagnandrareo ra Zaho?" hoy Yaveh. \v 14"Aoky hozogny pamitaky ze manan'agnondry vo mivoady hagnome Anahy zay, dra bo magnome soro ze misy kilema Anahy, Topo! Fa Izaho dra pazaka lahibe," hoy Yaveh toponigny maro," dra gny Agnarako hamem-boninahisy eo amireo firenena."