txy_mal_text_reg/01/01.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 1Gny fizakany gny zakan'i Yaveh tamin'Israely alalan'ny tanan'i Malakia. \v 2''Fa nitia adrareo zaho,'' hoy Yaveh. Saingy hoy hadrareo ho: ''Manaoakory gny nitiavanao anay?'' ''Sy rahalahin'i Jakoba se i Esao?'' hoy zinakan'i Yaveh.'' Jakoba gny fa tiako, \v 3Fa Esao nihalako. Gny tedrombohiny dra fa nataoko lao, dra fa nataoko ho toerana ho an'ireo ambodia avy agny agnefisy gny lovany.