txy_mal_text_reg/04/01.txt

1 line
385 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-20 07:37:06 +00:00
\v 1Fa ingo, ho avy gny andro toy gny fatana, aby lasa moloso ireo pirehareha vo panao rasy aby. Ho avy gny andro agnoro anazy ireo, ''hoy Yaveh tompon'ny maro, dra, ''dra hagnenga izay ho sy hisy faka vo rasany izay. \v 2Fa ho adrareo izay matahosy gny agnarako, gny masoandron'ny fahamarinana dra hiposaka midray amigny fagnasitragna egny amin'ireo elany. Hiboaky hadrareo, dra hido