txy_lam_text_reg/03/30.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 30 Aoky izy hagnome gny fifiny an'ize mizera anazy, sady aoky ho feno fahafaham-baraka izy. \v 31 Fa sy handa asika mandrakizay gny Tompo,\v 32 fa ndre dra mahavy alahelo aza izy, dra hana fangoraham-po araky gny hamaroany gny fitavany sy mivaliky. \v 33 Akory sy mapahory gny ao am-pony na mapizaly reo zanak'olombelo Izy.