txy_lam_text_reg/02/21.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 21 Samby mandry eo amin'gny botanin'ireo lala gny tanora vo gny antisy. Lavon'gny mesa reo tovovaviko vo reo tovolahiko; novononiha sy misy hantra ereo. \v 22 Nitokaviniha, manahaky gny nitokavaniha gny olo ho amin'gny andro firavoravoa, nagnodidy anahy aby gny horohoroko, tamin'gny andron'gny hahorian'i Yaveh dra sy nisy afaky nilefa na tafaboaky velo; reo ze fa nikarakaraiko sady nibeaziko, dra niripahin'gny fahavaloko.