txy_lam_text_reg/02/18.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 18 Nitaray tamin'gny Tompo gny fon'ereo, dra reo fefin'gny zanakapelan'i Ziona! Arosaho manahaky gny renirano andro amgn'aly gny ranomasoniha. Ka magnome fisahara ho an'gny vataniha, fisahara ho an'gny masoniha. \v 19 Mifohaza, mitalahoa amin'gny hariva, dra amin'gny fanombohan'gny fiambena hariva! Araraho manahaky gny rano eo agnatrehan'gny tarehin'gny Tompo gny foniha. Asandrato ho Anazy gny tagnaniha ho an'gny ain'ireo zanakiniha ze rokaky gny haresea eo an-zoron-dala aby."