txy_lam_text_reg/02/13.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 13 Ino gny azoko zakay aminiha, ry zanakapelan'i Jerosalema? Amin'gny ino hanao gny apitahako, so ahafahako papiegny aniha, ry zanaky apela virizinin'i Ziona? Gny ratriniha dra lahibe manahaky gny ranomasy. Ia gny afaky hagnasitra aniha?\v 14 Fa nahita fahita diso vo sy magneva ho aniha reo paminaniniha. Sy napiharihary gny helokiniha so hapiheregna gny hareniha ereo, fa nagnome zaka diso sady mamitaky ho aniha ereo.