txy_lam_text_reg/02/11.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 11 Pahin'gny ranomaso lat'aminazy reo masoko; magnotiky gny vavoniko; niraraky tamin'gny tany gny tao agnatiko nohon'gny faharipahan'gny zanaky apelan'gny oloko, gny faharokafan'ireo ankizy vo gny zaza egny amin'ireo lalan'gny tana.\v 12 Ho ereo amin'gny reniny: " Eza gny vary vo gny divay?" no rokaky manahaky gny olo marasy egny amin'gny lalan'gny tana ereo, niraraky tegny an-tratran'ireo reniny gny ain'ereo.