txy_lam_text_reg/02/08.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 8 Nanapa-kevisy gny hanimba gny fefin'gny tanan'gny zanakapelan'i Ziona i Yaveh. Nenzagniny ny taly fandrefesa dra sy nita gny tagnany sy handrava gny fefy Izy. Napitomagny gny tovon-tany vo gny fefy Izy; nindray niroda reo.\v 9 Nilavo tamin'gny tany reo vavahadiny; narodany sady nivakiny gny hilin'ireo vavahadiky. Gny pazakany vo reo andriany dra teo amin'ireo firene, sy nisy sasy gny lalagny sy nahita fahita latamin'gny Yaveh reo paminaniny.