txy_lam_text_reg/02/01.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 1 Nagnasaro gny zanakapelan'i Ziona tao ambanin'gny rahon'gny hahoriany gny Tompo. Nariany lat'egny an-dagnisy tamin'gny tany gny famirapiratan'Israely. Sy nahasiaro gny fitoeran-tombony Izy tamin'gny andron'gny hahoriany. \v 2 Fa nitely sady sy nana antra tamin'gny tagnan'i Jakoba aby gny Tompo. Tamin'gny andron'gny hahoriany gny nandravany reo tana mifefin'gny zanakapelan'i Joda; tamin'gny fahafaham-baraka gny nanzerany gny fanzaka vo reo panapany taming'ny tany.