auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-21 21:09:32 +02:00 committed by root
parent b49c2e02a2
commit 3f5fc65855
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nitaray tamin'gny Tompo gny fon'ereo, dra reo fefin'gny zanakapelan'i Ziona! Arosaho manahaky gny renirano andro amgn'aly gny ranomasoniha. Ka magnome fisahara ho an'gny vatanih
Nitaray tamin'gny Tompo gny fon'ereo, dra reo fefin'gny zanakapelan'i Ziona! Arosaho manahaky gny renirano andro amgn'aly gny ranomasoniha. Ka magnome fisahara ho an'gny vataniha, fisahara ho an'gny masoniha. Mifohaza, mitalahoa amin'gny hariva, dra amin'gny fanombohan'gny fiambena hariva! Araraho manahaky gny rano eo agnatrehan'gny tarehin'gny Tompo gny foniha. Asandrato ho Anazy gny tagnaniha ho an'gny ain'ireo zanak