txy_jon_text_reg/02/01.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 1 Boakeo dra nivavaky tamin'i Yaveh Zagnahariny latao an-trokin'gny hazandrano i Jona.\v 2 Ho izy ho: "Nitoka an'i Yaveh nanoloa gny fahoriako zaho dra namaly anahy Izy; lat'agny an-trokin'gny fiaignan-sy hita gny nitokavako vonzy! Dra reniha gny feoko.