txy_jon_text_reg/04/08.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 8 Vo nofa niposaky gny masoandro gny hamaray maraindray, dra nagnoma sioky mahama lat'agny asinagna Zagnahary. Vo koa, namely gny lohan'i Jona gny masoandro hany ka lany hery izy. Dra nagniry gny hahafatesany i Jona. Ho izy tamin'gny vatany ho: " Aleoko maty toy zaay ho velo."\v 9 Dra ho Zagnahary tamin'i Jona: " Mety se zeho hahorianiha lahibe gny amin'gny hazi zeho?" Dra ho i Jona ho: " Mety gny hahoriako, ndre gny amin'gny fahafatesa aza."