auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-17 10:06:56 +02:00 committed by root
parent c4d118898c
commit e335a79584
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Dra ho ereo tamin'i Jona ho: " Ino gny tokony ho ahinay aminiha so hapilamy gny ranomasy ho anay?" Akory niha-nagnonza fatrasy dra fatrasy gny ranomasy.\v 12 Ho iJona tamin'ereo ho: " Rambeso zaho dra atoraho agny agnaty ranomasy. Dra hilamy ho andrareo gny ranomasy, akory fatako fa noho zaho gny mahavy zeho tafio-drivosy zeho hisy amindrareo."\v 13
\v 11 Dra ho ereo tamin'i Jona ho: " Ino gny tokony ho ahinay aminiha so hapilamy gny ranomasy ho anay?" Akory niha-nagnonza fatrasy dra fatrasy gny ranomasy.\v 12 Ho iJona tamin'ereo ho: " Rambeso zaho dra atoraho agny agnaty ranomasy. Dra hilamy ho andrareo gny ranomasy, akory fatako fa noho zaho gny mahavy zeho tafio-drivosy zeho hisy amindrareo."\v 13 Ndre dra zay aza, dra namohy fatrasy reo lelahy so hapihery andreo egny an-tanety, fe sy afaky nanao anizeho ereo akory niha-nahery gny ranomasy nanohisy andreo.