txy_jol_text_reg/02/18.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 18 Akory dra saro-piaro gny amin'gny taniny i Yaveh dra niantra gny olony.\v 19 Namaly gny olony i Yaveh manao ho: " Ingo, handefa vary ho andrareo, divay vaovao, vo menaky Zaho. Ho afa-po amin'izeho handrareo, dra sy hengako ho afa-baraka eo amin'ireo firene sasy handrareo.