txy_jol_text_reg/02/28.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 28 Afaran'izeho ao dra handasaky gny Fagnahiko amin'gny nofo aby Zaho, vo gny zanandrareo lelahy vo gny zanadrareo apela dra haminany. Gny anti-dahindrareo dra hagnonofy, gny zatovondrareo dra hahita fahita.\v 29 Amin'iriho andro riho, dra handrosaky gny Fagnahiko eo amin'ireo panopolahy vo panopovavy avo koa Zaho.