txy_jol_text_reg/02/26.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 26 Hihina be dra be handrareo sady ho visy, dra misiriria gny agnaran'i Yaveh Zagnaharindrareo, ze fa nanao fahagaga teo amindrareo, dra sy handay fahamegnara eo amin'gny oloko sasy Zaho. \v 27 Hahafatasy handrareo fa eo amin'Israely Zaho, vo Zaho gny Yaveh Zagnaharindrareo, dra sy misy ankoasy Anahy, dra sy handay fahamegnara eo amin'gny oloko sasy Zaho.