txy_jol_text_reg/02/08.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 8 Sy mifanosiky ereo; samby mandeha amin'gny lalany aby ereo; mamakivaky gny ferova ereo sady sy rava gny laharany.\v 9 Mirohisy egny amin'gny tana ereo, dra milomay egny amin'gny fefy, manganiky reo fasange ereo, sady milisy eo am-baravarakely manahaky gny pangalasy ereo.