auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-19 17:28:33 +02:00 committed by root
parent 01ff98eed9
commit e87da40dd8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ka matahosy, ry tany, mifalia sady miravoa, fa Yaveh hanao raha lahibe.\v 22 Ka matahosy, ry biby agny an-saha, fa hisimoky gny ahisy agny an'efisy, hamoa reo hazo, vo gny hazo aviavy vo gny voaloboky hamokasy
\v 21 Ka matahosy, ry tany, mifalia sady miravoa, fa Yaveh hanao raha lahibe.\v 22 Ka matahosy, ry biby agny an-saha, fa hisimoky gny ahisy agny an'efisy, hamoa reo hazo, vo gny hazo aviavy vo gny voaloboky hamokasy feno.\v 23 Miravoa, ry vahoakin'i Ziona, dra mifalia ao amin'i Yaveh Zagnaharindrareo. Fa ghagnome fararanon'ora sady handasaky ora ho andrarero