1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 9 Handay taranaky boaky amin'i Jakoba, vo boaky amin'i Joda ze hana reo tendrombohisiko Zaho. Reo voafidiko dra hana gny tany, vo gny panppoko dra hony ao. \v 10 Soro dra ho avy fiaraky agnondry aman'osy, vo gny lohasahan'i Akora ho toera fapandrian'agnomby, ho an'ireo oloko ze mitalia Anahy. |