txy_isa_text_reg/37/31.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 31 Ereo sisa amign' ny ankohon' i Joda ze tsy maty dra hamaka vo hamokasy draiky. \v 32 Fa avy ao Jerosalema gny hiboahan' ereo sisa; avy ao an-Tendrobohisin' i Ziona ereo tsy maty. Hanao izany gny zotom-pon' i Yaveh Tompon' ny maro."'