txy_isa_text_reg/62/11.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 11 Ingo, magnambara amin'gny faran'gny tany Yaveh ho: " Zakao amin'gny zanakapelan'i Ziona ho: Ingo, avy gny pagnavosy andrareo! Atio, mindray aminazy gny valiosoany, dra mandeha eo agnoloany gny valin-kirokafany."\v 12 Hitoka andrareo ereo ho: "Gny vahoaky masy; gny navotan'i Yaveh," vo hanao dra ho tokavy ho: " Nitaliavy; tana sy nafo."