txy_isa_text_reg/62/01.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 1 Nohon'gny amin'i Ziona dra sy hisigny zaho, vo nohon'gny amin'i Jerosalema dra sy hikombom-bava zaho, mandra-piboakin'gny fahamarigna mamirapirasy, vo gny famonzeny manahaky gny fagnilo mirehisy. \v 2 Hahita gny fahmarignaniha reo firene, vo gny pazaka aby gny voninahisiniha. Ho tokavy amin'gny agnara vaovao hanao ze ho safilin'i Yaveh.