txy_isa_text_reg/59/19.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 19 Koa dra hatahosy gny agnaran'i Yaveh lat'agny andrefa ereo, vo gny voninahiny lat'agny amin'gny fiposahan'gny masoandro; fa ho avy manahaky gny mipaoky Izy, ze andesin'gny fofonain'i Yaveh. \v 20 "Misy pagnavosy avy ao Ziona vo amin'ireo ze miala amin'gny asany feno fikomia ao amin'i Jakoba--- zeho gny fagnamabarn'i Yaveh.