txy_isa_text_reg/59/03.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 3 Fa tasin'gnylio gny tagnandrareo vo gny rasan-tagnandrareo tasin'gny fahota. Mizaka vandy gny sognindrareo vo gny lelandrareo mizaka amin-kafese.\v 4 Sy misy mitoka gny mary, sady sy misy mifona amin'gny fahamarigna. Mitoky amin'gny zaka fahatany ereo, dra mizaka vandy; vandy gny torotorogniny vo fahota gny aterany.