txy_isa_text_reg/35/08.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 8 Gny lalam-be agny dra ho tokavy hoe lala masy. Tsy handeha amign' izay gny maloto. Fa zay dra natao hon' ereo mandeha amin' izay. Tsy misy adala handeha amin' izay. \v 9 Tsy hisy liona agny, tsy hisy biby masiaky ao amin' izay; tsy ho hita ao ereo, fa ereo ze voavozy gny handeha ao.